Tetezan’i Sofia -RN6 : Taxibe niharan-doza, olona 10 namoy ny ainy

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 17/10/2025
Nitrangan’ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tamin’iny lalam-pirenena fahenina iny, omaly maraim-be. Taxi-brousse iray, hihazo an’Antsohihy no tafiala lalana ary latsaka tao ambanin’ny tetezan’i Sofia. Vokany, mpandeha miisa folo no namoy ny ainy ary maromaro ireo naratra. Tokony ho tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra amin’ny 15 desambra ho avy izao ny fitaterana an-dalamby, « Train urbain ». Tsy hihoatra ny 3 000 Ar ny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Conseil des ministres : Quatre diplomates limogés
Le dernier Conseil des ministres, tenu avant-hier, a été marqué par une série d’abrogations touchant plusieurs (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Tsipy kanetibe : Hatao ny sabotsy izao ny fifidianana filohan’ny ligy
Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy izao ireo filoha vaovao hitantana ny ligim-paritra eo amin’ny taranja (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro ma­neran-tany ho an’ny harembakoka maha­kasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Ambohimanga : Fiara roa nisy namaky teo an-tokotany
Lasa ny « batterie », lasa koa ny « autoradio ». Nitrangan’ny halatra indray, ny alin’ny alakamisy teo, tao amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |