Karate : Atleta 450 hifanintsana any Antsirabe

[Newsmada - Madagascar] - 30/10/2025
Hotanterahina ao amin’ny Gymnase Vatofotsy Antsirabe, ny 31 oktobra hatramin’ny 2 novambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, an’olon-tokana, taranja Karate do, ho an’ny sokajy Cadet, Junior ary ny Senior. Atleta miisa 450 mianadahy, avy amin’ny ligy 20, no hifanandrina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Salon de la Gastronomie : “Entre mets et chocolat” à l’AFT Andavamamba
Les papilles vont se régaler lors de la 11e édition du salon de la Gastronomie du 18 au 20 décembre à l’Alliance (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madaga­sikara, teny Andraharo, oma­ly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Alaotra Mangoro: Nitotongana ny voka-bary tamin’ity taona ity
Nihena ny voka-bary ao amin’ny faritra Alaotra Man­goro tamin’ity taona ity, raha toa ka noheverina ho sompitr’i (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Eco brèves
Le gouvernement a validé, avant-hier en Conseil des ministres, la mise en place d’un nouveau conseil (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Rugby- Fankalazana ny faha-125 taona: Hitsapa ny heriny amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina
Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny “Super coupe de Madagascar”, taranja rugby. Noho ny tsy fahafahan’ny FTM (…)
[Newsmada] - 17/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |