Raharaha « boeing 777 » : Nesorina ny tale jeneralin’ny ACM
[Newsmada - Madagascar] - 12/09/2025
Araka ny tapaky ny filankevitry ny minisitra, natao afakomaly, nesorina teo amin’ny toerana maha tale jeneralin’ny Kaomisiona mitantana ny sidina ana habakabaka (ACM) azy, ny kolonely Gervais Damasy. Antony iray nahatonga izao fanapahan-kevitra izao ny raharaha “Boeing 777”, izay naiditra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Midirama : Pierre bleue, héros d’un personnage de « western financier » à la Une
La logique aurait voulu qu’on parle plus cette semaine du devenir du pays en particulier ou de son désormais ex (…)
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
Runs : Le retour de Bryan Ratsivahiny en question
Il y a un mois, la mythique Peugeot 205 « Tonnerre » de Bryan Ratsivahiny a été incendiée dans son garage à (…)
[Midi Madagasikara] - 29/10/2025
Fitantanana baolina kitra : Manentana ny mpomba azy hidina an-dalambe ny mpilalao zokiny
“ Mitohy ny tolona”, hoy ireo mpilalao efatra mirahalahy an’ny Barea zokiny: i Abel Anicet, Bolida, Faneva Ima ary i (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
Nécrologie du 25 octobre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 25 octobre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
Andasibe : Fiaran-dalamby nivadika, olona iray namoy ny ainy
« Potika tanteraka ny lohan’ilay vehivavy, tsy nisy namantarana azy intsony ». Ny andron’ny zoma hariva lasa teo, (…)
[Midi Madagasikara] - 27/10/2025

