Fitantanana baolina kitra : Manentana ny mpomba azy hidina an-dalambe ny mpilalao zokiny
[Newsmada - Madagascar] - 31/10/2025
“ Mitohy ny tolona”, hoy ireo mpilalao efatra mirahalahy an’ny Barea zokiny: i Abel Anicet, Bolida, Faneva Ima ary i Voavy Paulin, afakomaly, tao amin’ny tambajotran-tserasera. “Mitohy ny ady!”. Hanentana ny olona hidina an-dalambe ireo mpilalao Barea fahiny: i Faneva Ima, Bolida, Anicet Abel, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
VAOVAO TAMBATRA
Hamaritra ny vidin’ny internet ny fanjakana ho an’ireo mpandraharaha mibahana ny tsena. Hotanterahina amin’ny (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
Toetry ny andro : Mbola hanorana eto afovoantany
Hahazo vahana hatrany, amin’ny ankapobeny, ny volonandro fahavaratra hatramin’ ny fisasahan’ny herinandro. Ny (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Salon de la Gastronomie : “Entre mets et chocolat” à l’AFT Andavamamba
Les papilles vont se régaler lors de la 11e édition du salon de la Gastronomie du 18 au 20 décembre à l’Alliance (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka miakatra ny vidim-bary eny an-tsena. Lasa 3 600Ar ny kilaon’ny vary gasy raha toa ka 3 400Ar izany andro (…)
[Newsmada] - 12/12/2025

