Tsy fandriampahalemana ao Toamasina : Nampiaka-peo ny mpirakidraharaha
[Newsmada - Madagascar] - 30/10/2025
Tsy takona hafenina intsony ny firaviravian-tanan’ny mpitandro filaminana, hany ka zary lasa mampirongatra ny tsy fandriampahalemana izany. Efa mihatra isam-baravarana, manerana ny fokotany 138, anivon’ny kominina ambonivohitr’i Toamasina izany. Vokany, tsy naharitra ka niloa-bava sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Jeux Africains de la Jeunesse : Trois athlètes dans la délégation malgache
Les 4es Jeux Africains de la Jeunesse s’ouvriront ce jour en Angola avec la participation de plus de 2100 athlètes (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ny ekipan’ny AS Valahara Vakinankaratra no nanolo ny toeran’ny CFFA Andoharanofotsy amin’ny fifanintsanana « Tournoi (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Baolina kitra : Tsy mbola nahazo ny valin-kasasarany ny Elgeco Plus
Tsy mbola tonga eo am-pelantanan’ny klioba Elgeco Plus ny vola tokony ho azony amin’ny maha tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Rugby Malagasy : Hiavaka ny fankalazana ny faha-125 taona
Tapaka, omaly, fa hatao manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny (…)
[Newsmada] - 11/12/2025

