Ankadinondry : Jiolahy efa-dahy mpangalatra môtô maty voatifitra
								[Midi Madagasikara - Madagascar] - 19/09/2025
							
                    
                    Mamaivay ny halatra môtô ao amin’ny kaominina Ankadinondry Sakay, distrikan’i Tsiroanomandidy ao. Efa tambazotra iray, andian-jatovo maromaro, mirongo fiadiana no miara-miketrika ity halatra ity. Niditra an-tsehatra ny zandary ary efatra tamin’izay no maty voatifitra hatramin’ny omaly. Niainga (…)
                    
                       
                    
                        ... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
                        Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
 
                    
                    
                
                    
                Dans les journaux malgaches
                            
                            Mpanazatra Corentin Martins : Baraingo ny fitohizan’ny asa
                            
                            
	
                        Hifarana ny faran’ny volana janoary ho avy izao ny fifanarahana eo amin’i Corentin Martins sy ny Federasionina (…)
                            
                                [Newsmada] - 25/10/2025
                            
                        
                            
                            Fitantanana baolina kitra : Manentana ny mpomba azy hidina an-dalambe ny mpilalao zokiny
                            
                            
	
                        “ Mitohy ny tolona”, hoy ireo mpilalao efatra mirahalahy an’ny Barea zokiny: i Abel Anicet, Bolida, Faneva Ima ary i (…)
                            
                                [Newsmada] - 31/10/2025
                            
                        
                            
                            Echecs: Miatrika « coupe du monde » i Fy
                            
                            
	
                        Tontosaina any Inde, nanomboka ny 30 oktobra lasa teo, hatramin’ny 27 novambra, izao, ny fiadiana ny amboara (…)
                            
                                [Newsmada] - 3/11/2025
                            
                        
                            
                            Football : Appel à une réforme de la fédération malgache
                            
                            
	
                        Le stade de Mahamasina a été, ce samedi, le théâtre d’une manifestation marquante. Un appel retentissant pour (…)
                            
                                [Midi Madagasikara] - 3/11/2025
                            
                        
                            
                            Affaire Ravatomanga : Cinq médecins d’Etat ont fait la contre-expertise médicale
                            
                            
	
                        L’affaire Ravatomanga connaît un nouveau rebondissement. Mardi 28 octobre, l’homme d’affaires malgache Maminiaina (…)
                            
                                [Midi Madagasikara] - 30/10/2025
                            
                        
