Antsirabe: Milamina sy madio ary mora ny vidim-piainana

[Newsmada - Madagascar] - 22/09/2025
Betsaka amin’ireo faritra eto Mada­gasikara no manana ny mampiavaka azy. Anisan’ireo manana ny lazany manokana, indrindra amin’ny lafiny fahadiovana, An­tsira­be. Faritra iray mahasarika olona maro noho ny fahadiovany sy ny filaminany Antsirabe. Nisy ny fanadihadiana ifotony teny amin’ny tanàna (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Tana Water Front: Hiverina hisokatra ny Cinépax
Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny sarimihetsika anaty efitrano! Niarina tamin’ny fahavoazany ny Cinépax Madagascar (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
Judo-Maitre Arsène: Nahazo mari-pankasitrahana avy amin’ny IJF Academy
Misongadina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena indray ny Malagasy mpisehatra amin’ny judo. Mpanazatra iray no (…)
[Newsmada] - 6/11/2025
Dossier – Lonjo : Ce petit îlot au milieu de la mer enfermée
Depuis la manifestation du 25 septembre, la ville du Pain de sucre fait parler d’elle à cause de la série (…)
[Midi Madagasikara] - 5/11/2025
Fanonganana ny FMF : Tsy manaiky ny AJEA sy ny Anciennes Gloires
Tapitra anio ny 72 ora, fe-potoana farany nomen’i Boli­da, Faneva Ima, Abel Anicet, Voavy Paulin, mpilalao fahiny (…)
[Newsmada] - 28/10/2025
APMF : Le syndicat contre toute ingérence politique dans les nominations
Dans le courant du changement qui se profile à l’horizon, le Syndicat du personnel de l’Administration maritime de (…)
[Midi Madagasikara] - 31/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |