Ambohidahy : Mpitandro filaminana maromaro voasambotr’ireo mpitokona

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 26/09/2025
Raha ny zava-nisy sy niainana teny an-toerana dia azo lazaina fa efa tena tofoka sy leo tanteraka ireo olona mpitaky ny zony. Hany ka na teo aza ny tifitra baomba mandatsa-dranomaso tsy an-kijanona nataon’ireo mpitandro filaminana dia tsy nahakivy ireo olona tonga teny amin’iny faritra (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Capitale en perdition…
Antananarivo est devenue un véritable capharnaüm. A mesure que les années passent, l’anarchie urbaine s’installe, (…)
[Newsmada] - 5/11/2025
Talatamaty :: Senatera nofatorana tao an-tranony
Fiara tsy mataho-dàlana telo. Fantatra ny laharan’ny roa ary tsy nafenina aza, raha tsy nisy kosa ny fahatelo (…)
[Midi Madagasikara] - 6/11/2025
Raharaha tsy filaminana eto Toamasina : Misy tsaho naely mikasika ilay mpirakidraharaha nisy nidaroka
Raha mbola ao anatin’ny alahelo sy ao anaty fahatezerana ireo mpirakidraharaha ny fitsarana eto Toamasina mikasika (…)
[Midi Madagasikara] - 8/11/2025
«Mondiaux Junior 2025» : Nahazo tompondaka miisa 4 i Madagasikara
Tafaverina an-tanindrazana ny sabotsy lasa teo, ny ekipam-pirenena malagasin’ny tsipy kanetibe, sokajy «Ju­niors» (…)
[Newsmada] - 3/11/2025
Drame maritime à Mahajanga: le bilan s’alourdit à 14 corps retrouvés
Trois nouveau corps, tous de sexe masculin, ont été découverts, hier matin sur les plages de Mahajanga, à Marohala, (…)
[Newsmada] - 5/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |