Tenisy – ITF Tour Juniors J30: Hatao eto Antananarivo ny lalao

[Newsmada - Madagascar] - 26/09/2025
Hampiantrano fihaonana iraisam-pirenena ny Fede­rasionina malagasin’ny tenisy (FMT), manomboka ny talata 30 septambra ho avy izao. Hotanterahina eto Antananarivo, eny amin’ny Kianja COT Ilafy izany. Hizara roa miavaka tsara izany fifaninanana izany. Ny andiany voalohany, hotantera­hina ny 30 (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Baolina kitra : Hilalao ao amin’ny Al Merrikh SC i Fenohasina
Nambaran’ny klioba Al Merrikh SC avy atsy Soudan, omaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’izy ireo, fa lasany (…)
[Newsmada] - 25/09/2025
Antsirabe: Milamina sy madio ary mora ny vidim-piainana
Betsaka amin’ireo faritra eto Mada­gasikara no manana ny mampiavaka azy. Anisan’ireo manana ny lazany manokana, (…)
[Newsmada] - 22/09/2025
RNS5 Foulpointe-Fenoarivo Atsinanana : La chaussée bétonnée pour résister au climat humide
L’état de la route sur la RNS 5 sur l’axe Foulpointe jusqu’à Fenoarivo Atsinanana n’est plus à présenter. (…)
[Midi Madagasikara] - 18/09/2025
Faritra Arovana : Naharesy lahatra i Madagasikara, tany Francfort
Atao any Francfort, Ale­maina, ny fivoriambe iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana. Mandray anjara amin’ izany (…)
[Newsmada] - 22/09/2025
Ankazomanga : Un malfaiteur abattu lors d’une opération policière
La tension est montée d’un cran dans la nuit de lundi à Ankazomanga. Une patrouille conjointe des unités du CUI (…)
[Midi Madagasikara] - 17/09/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |