Ambatoboeny : Telolahy saika hanafika mpandraharaha, maty voatifitra
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 8/11/2025
Fifandonana mahery vaika no nitranga teo Andalamahitsy, fokontany Ankaraobato ny alin’ny alatsinainy hifoha talata lasa teo. Tetsy ankilany, andian-dahalo nirongo fitaovam-piadiana nikasa hanao ny asa ratsiny tao Ambatoboeny, tetsy andaniny, zandary efa nahazo fampitam-baovao mialoha ary (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Karate-do-Mada isan-tarika: Ekipa 20 no andrasana etsy Mahamasina
Hotanterahina manomboka rahampitso ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’ny isan-tarika. (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Morarano Antongona : Deux foyers attaqués par une bande de sept individus
Un acte de banditisme a semé l’inquiétude dans la commune de Morarano Antongona, district d’Arivonimamo, dans la (…)
[Midi Madagasikara] - 22/12/2025
Fakafaka: Fanavaozana inona?
Fanavaozana, fanovana toe-tsaina, fananganana rafitra vaovao. Voambolana malaza amin’izao fotoana ireo, satria (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
IDH : Réduire les écarts pour gagner en résilience
L’indice de développement humain (IDH) de Madagascar remonte et atteint 0,5251 en 2023, indique le 7e Rapport (…)
[Midi Madagasikara] - 20/12/2025
Tetikasa « Zara Mira » : Vita ny famindram-pitantanana
Natao omaly ny famindram-pitantanana momba ny tetikasa « Zara Mira » teo amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny (…)
[Newsmada] - 20/12/2025

