Mpanazatra Corentin Martins: Ahemotra ny fifampizarana

[Newsmada - Madagascar] - 27/09/2025
Araka ny vaovao hita omaly tao anaty tambajotran-tserasera, ahemotra amin’ny fotoana manaraka ny fifampizarana izay tokony hotontosaina anio, any Mahajanga, miaraka amin’i Corentin Martins, mpanazatra Barea. Noho ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena ny anton’izany. Tsara ny mampahatsiahy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Baolina kitra : Mila maneho ohatra tsara ireo kalaza
Nanao antso avo amin’ireo mpilalao kalaza teo aloha, miandrandra fandrosoana amin’ny baolina kitra, ny lehiben’ny (…)
[Newsmada] - 10/11/2025
Football – Tournoi « Ankizy milalao » : Les jeunes à l’honneur avec Analakely Football Academy
Le ballon rond reprendra ses droits les 8 et 9 novembre 2025 au terrain de foot à 11 à Betongolo, avec le lancement (…)
[Midi Madagasikara] - 6/11/2025
Lake Village : Nomena an’ireo mpianatry ny Oniversite
Natolotry ny Fiadi­dian’ ny Fanavaozan’ny Re­po­b­likan’i Madagasi­kara, izay tarihan’ny Filoha Kolonely (…)
[Newsmada] - 8/11/2025
Judo-Maitre Arsène: Nahazo mari-pankasitrahana avy amin’ny IJF Academy
Misongadina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena indray ny Malagasy mpisehatra amin’ny judo. Mpanazatra iray no (…)
[Newsmada] - 6/11/2025
Ravinala Airports : Fiatrehana loza eny amin’ny seranam-piaramanidina
Nisy hetsika, andrana, natao ho fiatrehana raha sendra misy loza mitranga eny amin’ny seranam-piaramanidina (…)
[Newsmada] - 5/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |