Vakinankaratra : Nasiam-panavaozana ny sata mifehy ny FIFATA
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 30/09/2025
Tontosa ny fivoriam-be fananon’ny FiFata na FIkambanana FAmpivoarana ny TAntsaha, natao teto Atsirabe ny faran’ny herinandro lasa teo. Araky ny sata mifehy ny fikambanana dia isaky ny roa taona no atao ity fivoriam-be ity. Roa andro no naharetany, ny andro voalohany fivoriam-be tsy ara potoana (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
« Match de Défi » : Hitsapa ny heriny amin’ny Barea ny Disciples FC
Ho fiatrehana sahady ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL)”, hanatanteraka lalao (…)
[Newsmada] - 13/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja mitafo Arena Toamasina, ireo lalao ampahefa-dalana hiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 6/11/2025
« Mada sénior 2025» : Rava tsy lera ny lalao
Ratsy fiafara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy Sénior 2025. Fifaninanana (…)
[Newsmada] - 11/11/2025
VAOVAO TAMBATRA
Mamokatra taretra 17 578 taonina isan-taona i Madagasikara, ka mametraka ny firenena eo amin’ny laharana fahefatra (…)
[Newsmada] - 7/11/2025
Ambatolampy : Namono olona roa ilay ora-mikija
Samy niara-niaina ilay tafio-drivotra, narahina ora-mikija havandra ary varatra iny avokoa ireo mponina teo (…)
[Midi Madagasikara] - 10/11/2025

