VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 7/11/2025
Mamokatra taretra 17 578 taonina isan-taona i Madagasikara, ka mametraka ny firenena eo amin’ny laharana fahefatra maneran-tany amin’ny famokarana izany, aorian’i Brésil, Tanzanie ary Kenya. Na izany aza, tsy ampy ny tohana ara-bola sy ny fotodrafitrasa ho an’ny mpamokatra ka mampananosarotra ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Tokantrano malagasy: Mampiasa arina fandrehitra ny 95%
Tafakatra 20 000 ha isan-taona ny ala ringana eto Mada­gasikara vokatry ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay (…)
[Newsmada] - 19/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Niakatra an-tsehatra, omaly, tao amin’ny Kianja Complexe Stadium Cote d’Or, Maurice, ny Barea zan­driny, lahy sy (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
Fadintseranana: «Ampy izay ny tsindry politika», hoy ny Sempidou
Lany faninefany hitantanana ny Sendikan’ny mpiasan’ny ladoany (Sempidou), Andria­na­valona Herizo Ramanam­bola. (…)
[Newsmada] - 22/12/2025
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana : Vehivavy bevohoka anjatony nisitraka
Nisitraka fitiliana karazany maro, maimaimpoana, tetsy amin’ny CSB II Namontana, ireo vehivavy bevohoka miisa 150, (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Fitantanana ny loza sy tandindon-doza: nohavaozina ny serasera ho an’ny ambana sy ny voina
Notanterahina nandritra ny hateloana, ny herinandro lasa teo, ny atrikasa fanavaozana ny paikadim-pirenena momba ny (…)
[Newsmada] - 22/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |