Vaovao momba ny MSA: Nivoaka tamin’ny fahanginany ny vondrona Sodiat
[Newsmada - Madagascar] - 3/10/2025
Mitsipaka ny fiampangana azy ny tale jeneralin’ny Vondrona Sodiat, Ravatomanga Maminiaina, manoloana ny vaovao navoakan’ny RFI… Taorian’ny vaovao izay navoakan’ny onjam-peo, Radio france internationale (RFI), ny 1 oktobra lasa teo, izay nitonona ankolaka ny anaran’ny filoha tale jeneralin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Lalao ara-pirahalahiana : Raikitra ihany ny fihaonan’ny Barea sy i Guinée Equatoriale
Na dia teo aza ny vaovao naelin’ny Federasionina gineanina (FeGuiFut), ny zoma lasa teo, fa tsy ao anatin’ny (…)
[Newsmada] - 11/11/2025
Refondation : Vers un renforcement du partenariat Madagascar-Union européenne
Le projet de Refondation des nouveaux dirigeants semble séduire les partenaires techniques et financiers. Mais les (…)
[Midi Madagasikara] - 11/11/2025
« PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
«Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025

