Praminisitra, ny Jly Zafisambo Ruphin Fortunat : “Misokatra amin’ny ankolafin-kery maro ny governemanta hijoro”
[Newsmada - Madagascar] - 8/10/2025
Andrasana fatratra amin’izao ny fijoroan’ny governemanta vaovao. Hanao ahoana? Misokatra amin’ny ankolafin-kery maro, araka ny nambaran’ny Praiminisitra, ny Jly Zafisambo Ruphin Fortunat, izany. “Ny governemanta hijoro eo dia governemanta misokatra amin’ny ankolafin-kery maro sy ny sehatra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
“CAN 2027” : Mety hiova ny lalàna amin’ny fifanintsanana
Mety hiova ny dingan’ny fifanintsanana amin’ny “Can 2027”, araka ny fikarohana natao omaly. Ireo laharana voalohany (…)
[Newsmada] - 21/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, afaka handray lalao amin’izay ny Kianjan’ny Camp Nou, ao Espagne. Ny asabotsy ho (…)
[Newsmada] - 19/11/2025
Orinasa Cnapmad : Misy disadisa ny mpitantana sy ny mpiasa
140 ny mpiasa mampihodina ny Cnapmad, foibe mpamokatra fitaovam-pianarana sy boky enti-mampianatra, eo ambany (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
Bodybuilding: 16 taona aty aoriana, azon’ny Malagasy ny tompondaka maneran-tany
Nigadona an-tanindrazana, omaly, ny delegasionina malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja (…)
[Newsmada] - 20/11/2025

