INDRAY MIJERY
[Newsmada - Madagascar] - 8/10/2025
Mitohy hatrany ny fanatanterahana ny fiofanana “Fijery Hafa” ao amin’ny distrikan’i Fianarantsoa. Maro ireo mpiofana mandray anjara amin’ity andiany ity, mifantoka amin’ny lohahevitra fahaiza-mitarika, fananganana orinasa, fampivoarana ny tena ary ny informatika. Nisongadina nandritra ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fandraharahana : Hatsangana ny politika momba ny indostria
Tafiditra ao anatin’ny fanavaozan-drafitra apetraky ny fanjakana ny Politika hampandrosoana ny orinasa, fototry ny (…)
[Newsmada] - 15/11/2025
JPM : Hanome tantsoroka ny fandraharahana
Fametrahana sehatra tsy miankina mamiratra, maharitra ary feno fahombiazana ho an’i Madagasikara, ireo ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
Letisia : 20 000 taonina haondrana any Eoropa
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly tolakandro, tao Analamalotra, ny taom-piotazana letisia 2025, ho an’ny (…)
[Newsmada] - 21/11/2025
Orinasa Cnapmad : Misy disadisa ny mpitantana sy ny mpiasa
140 ny mpiasa mampihodina ny Cnapmad, foibe mpamokatra fitaovam-pianarana sy boky enti-mampianatra, eo ambany (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
DAKA AN-JORONY: Sao miala loza ka sendra atambo
Hiatrika lalao indray ny Barean’i Madagasikara anio. Fihaonana tsy ofisialy fa fanomanan-tena ihany. Efa mangina (…)
[Newsmada] - 17/11/2025

