SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 8/10/2025
Resy tamin’ny fihodinana voalohany ny solontena malagasy, i Nathanael, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Judo, sokajy Juniors, notontosaina tany Lima, Pérou, ny faran’ny herinandro teo. Tamin’ny alalan’ny Ippon no nandavoan’ilay teratany Libanais, i Yoshido El Saikaly, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
« PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
«Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
Sarimihetsika malagasy : Mbola maro ireo olana mila vahan’ny mpisehatra
Mbola lavidavitra ny tena famirapiratana ho an’ny sarimihetsika malagasy. Anisan’ireo sokajy « nafana » tamin’ny (…)
[Newsmada] - 15/11/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra ny 20 novambra ho avy izao ny taom-piotazana letisia 2025, araka ny tinapaky ny Vondrona mpanondrana (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
Bodybuilding: 16 taona aty aoriana, azon’ny Malagasy ny tompondaka maneran-tany
Nigadona an-tanindrazana, omaly, ny delegasionina malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
« FIBA Africa Cup 3×3 » : Vonona amin’ny fanohanana ireo mpiara-miombon’antoka
Anatin’ny fanomanana tanteraka ny fandraisana ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja basikety 3×3, (…)
[Newsmada] - 20/11/2025

