Fifanintsanana Mondial : Efa any Mali ny Barean’i Madagasikara

[Newsmada - Madagascar] - 10/10/2025
« Tonga sahady! Vonona izahay! » Araka ny loharanom-baovao voaray, omaly, efa any Bamako, Mali, ny ekipam-pirenen’i Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Na­nainga omaly maraina, tany Côte d’Ivoire, ny Barea. Raha ny fampitam-baovao, salama tsara avokoa ireo mpilalao rehetra ary vonona ny haka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Mada­gasikara. Tanterahina eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Ultra Trek des Collines Sacrées : Des ambiances sportives et humaines autour des sentiers d’Analamanga
La sixième édition de l’Ultra Trek des Collines Sacrées (UTCS) a tenu toutes ses promesses, le week-end dernier. (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Ho hentitra ny minisitera : Vita ny lasi-panofanana ho an’ny fandraisam-bahiny
Efa vita ny lasi-panofanana momba ny fikarakarana lakozia sy nahandro, « serveur barman », « valet » et « femmes de (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Mada­gas­car an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa ao anatin’ny fanomanana tsara ilay fifanintsanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja baolina (…)
[Newsmada] - 4/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |