Tsipy kanetibe – «Mondiaux 2025»: Tafita amin’ny fihodinana fahefatra ny Malagasy
[Newsmada - Madagascar] - 11/10/2025
Nitohy omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Douaisis, France, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy vehivavy. Ny fiatrehana ny fifanintsanana isam-bondrona ho an’olon-telo miaraka no natrehin’ireo mpifaninana rehetra. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fanohanana ny tanora: Hamoraina ny tsenan’ny asa
Tafiditra amin’ny vinan’ny minisiteran’ ny Asa, ny fampananan’asa ary ny asam-panjakana, tarihin’ny minisitra (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 desambra (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Andriamena – Betsiboka : Nivoaka tamin’ny fahanginana ireo mpanara-dia sy nifidy an’Atoa ben’ny tanàna am-perinasa
Manoloana ny zava-nitranga mahakasika ny hetsi-bahoaka nandritra ny andro alakamisy indroa nisesy lasa teo iny, (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Africa Cup 3×3 : Fantatra ny mpilalao handrafitra ny Ankoay
Nivoaka ofisialy, omaly, ny lisitry ny Malagasy mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, hiatrika (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Moramanga : Un gendarme se donne la mort avec son arme de service
Un drame s’est produit le 25 novembre à Moramanga. Le gendarme principal de 2e classe Rakotomalala Fanambinantsoa (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025

