Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy

[Newsmada - Madagascar] - 4/12/2025
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 de­sambra izao, ny hetsika fa­naovam-baksiny faobe hiarovana amin’ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Ireo ankizivavy 9 ka hatramin’ny 14 taona no entanina hanao izany. Maimaimpoana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Mada­gas­car an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Filohan’ny FMA : «Tsy manan-jo haka tapakilan’ny atleta ny federasionina»
Haratsiam-panahin’ireo mitonona ho mpikarakara ve sa fahadisoana tsy nahy avy any La Réunion no tsy nahalasa (…)
[Newsmada] - 27/11/2025
Kaominina Mandoto: Fianakaviana 205 mampiasa fatana vitogaz
Vita sonia ny 18 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ ny orinasa Promodim, ao anatin’ny vondrona Imperial Brands (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Moramanga : Un gendarme se donne la mort avec son arme de service
Un drame s’est produit le 25 novembre à Moramanga. Le gendarme principal de 2e classe Rakotomalala Fanambinantsoa (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Kaompania Ewa Air : Hisy sidina mivantana Madagasikara-Mayotte
Mitondra fanazavana sady fanitsiana ny kaompania Ewa Air, manoloana ny vaovao niely tany amin’ny fampahalalam-baovao (…)
[Newsmada] - 5/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |