« Grand Trail de la Réunion » ; Hifaninana amin’ireo atleta 300 i Sidonie

[Newsmada - Madagascar] - 11/10/2025
Hanana solontena amin’ny « Grand Trail de la Réunion » i Madagasikara. Hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany Randrianarivelo Sidonie, atletan’ny AS Fanalamanga. Nanome fankaherezana sy tohana ho azy ny orinasa hoentin’ny miatrika izany fifaninanana goavana izany. Hanainga anio, hiatrika ny « (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Andriamena – Betsiboka : Nivoaka tamin’ny fahanginana ireo mpanara-dia sy nifidy an’Atoa ben’ny tanàna am-perinasa
Manoloana ny zava-nitranga mahakasika ny hetsi-bahoaka nandritra ny andro alakamisy indroa nisesy lasa teo iny, (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Ambatondrazaka : Teratany karàna voatafika
Manodidina ny 15 tany ho any, miandahy miambavy, ireo olon-dratsy nanafika ity teratany karàna ity, raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Mpampianatra voalaza ho mamo: Nodisoin’ny fikambanan’ny mpampianatra tany Betroka
Nandalo sy nitsidika ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany amin’ny distrikan’i Be­troka ny (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
Handball : Hampiantrano fiofanana i Madagasikara
Namoaka ny fandaharam-potoana mahakasika ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra ho an’ny taom-piasana 2026, ny 20 (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
«Tournoi des Grands Elites» : Hifanintsana any Antsirabe
Hotanterahina ny 9 – 13 de­­sambra ho avy izao, any amin’ ny Kianja Velodrome Antsi­rabe, ny fifanintsanana baolina (…)
[Newsmada] - 3/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |