Mpampianatra voalaza ho mamo: Nodisoin’ny fikambanan’ny mpampianatra tany Betroka
[Newsmada - Madagascar] - 6/12/2025
Nandalo sy nitsidika ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany amin’ny distrikan’i Betroka ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena ny faran’ny herinandro lasa teo. Nanotrona izany ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana. Nikasa hangataka fitenenana ny mpampianatra iray tamin’io (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tetikasa Greenskills: Namoaka tanora teknisianina 25 mianadahy
Ampirisihina ny tovovavy hisafidy ny sehatra teknika, ka telo izy ireo no voaray nanaraka ny fiofanana ho Technicien (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
VAOVAO TAMBATRA
Ho tohizana ny asa fanamboarana ny arabe migodana, hatreo amin’ny PK 80. Ezahina tsy hisy intsony ny tanimbary (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
Conseil des ministres : Quatre diplomates limogés
Le dernier Conseil des ministres, tenu avant-hier, a été marqué par une série d’abrogations touchant plusieurs (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Fampiroboroboana ny niomerika: Hanome sehatra ny vehivavy ny Maison digitale
Mbola sakana lehibe ho an’ny vehivavy maro ao Toliara ny fidirana amin’ny sehatra niomerika, indrindra fa eny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
VAOVAO TAMBATRA
Anisan’ireo firenena ambany toerana indrindra aty Afrika i Madagasikara, raha ny tatitra navoakan’ny Global (…)
[Newsmada] - 5/12/2025

