Miarinarivo : Lehilahy tra-tehaka niaraka tamin’ny vola sandoka an-tapitrisany
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 11/10/2025
Fitakiana etsy, fanambarana eroa, fitokonana, korontana, sakoroka … ary ny herisetran’ireo zandary sasantsany moa efa tsy lazaina intsony ! Ao anatin’izay tranga rehetra misy eto amintsika izany dia tsy mikely soroka ihany koa ireo mpanao ratsy, miezaka manararaotra ny toe-java-misy. (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Colonel Patrick : Directeur du Bureau des Doléances à la Présidence
C’est désormais officiel. Le Colonel Patrick Rakotomamonjy obtient son poste au niveau de la Présidence de la (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 desambra (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Banque mondiale : Un portefeuille de 4 milliards de dollars pour Madagascar, 60% restent à décaisser
Avec 23 projets en cours, pour un engagement total d’environ 4 milliards de dollars, dont près des trois cinquièmes (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Kaompania Ewa Air : Hisy sidina mivantana Madagasikara-Mayotte
Mitondra fanazavana sady fanitsiana ny kaompania Ewa Air, manoloana ny vaovao niely tany amin’ny fampahalalam-baovao (…)
[Newsmada] - 5/12/2025

