Fifanintsanana Mondial 2026: Andrasana anio ny fanapahan-kevitry ny Caf

[Newsmada - Madagascar] - 14/10/2025
Manify tanteraka ny fanantenana, raha tsy misy ny fiovana farany. Andrasana anio ny vaovao ofisialy avoakan’ny Caf mahakasika ilay tranga milaza fa mety hihena ny isan’ ny Barean’i Madagasikara sy ireo firenena hafa, manana vondrona enina, amin’ity fifanintsanana Mondial 2026 ity. Tsy ambony (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Moramanga : Un gendarme se donne la mort avec son arme de service
Un drame s’est produit le 25 novembre à Moramanga. Le gendarme principal de 2e classe Rakotomalala Fanambinantsoa (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
Hotanterahina anio, ary ha­haritra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Tribunal Anosy : Inauguration d’une salle dédiée aux litiges fonciers
Depuis sa nomination, le ministre de l’Aménagement du territoire et des Services fonciers, le Général Lylison René (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Bazar de Noël, andiany faha-63: Anamafisana ny asa sosialy ataon’ny fikambanana WMG
Tontosa afakomaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny “Bazar de Noël”, andiany faha-63. Hetsika nokarakarain’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Handball : Hampiantrano fiofanana i Madagasikara
Namoaka ny fandaharam-potoana mahakasika ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra ho an’ny taom-piasana 2026, ny 20 (…)
[Newsmada] - 4/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |