Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
[Newsmada - Madagascar] - 28/11/2025
Hotanterahina anio, ary haharitra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena. Iarahana amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiray ombon’antoka samihafa izany. Miompana amin’ny fisorohana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mahajanga : 22 personnes interpellées par la police
Les opérations de sécurisation menées par la Police nationale à Mahajanga, à l’occasion des fêtes de fin d’année (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
VAOVAO TAMBATRA
Mihena tsikelikely ny delestazy fa olana ara-teknika sisa no misy amin’izao, araka ny nambaran’ny Praiminisitra (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
fandrindram-piterahana : Tsy voatery hifampierana
Araka ny voalazan’ny lalàna laharana faha-2017-043, toko faha-7 andininy faha-30 dia zo fototra ny zo eo amin’ny (…)
[Newsmada] - 9/01/2026
INDRAY MIJERY
Tsioka avy avaratra-andrefana no handrafitra ny toetry ny andro amin’ny ankapobeny ho an’ny tapany avaratry ny Nosy (…)
[Newsmada] - 6/01/2026

