Barea U17- Cosafa: Mandiso ireo vaovao miely ny Coach Yvon

[Newsmada - Madagascar] - 15/10/2025
Manoloana ny vaovao navoakan’ny Sport News Africa, omaly, izay milaza fa mandalo fanadihadiana eny amin’ny fitsarana ny mpanazatra Barea U17, Randria­narisoa Yvon, noho ny fakana vola tamin’ireo ray aman-dreny mba hanatsofohana azy anaty ekipam-pirenena. Na­namafy ity teknisianina malagasy ity, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Bazar de Noël, andiany faha-63: Anamafisana ny asa sosialy ataon’ny fikambanana WMG
Tontosa afakomaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny “Bazar de Noël”, andiany faha-63. Hetsika nokarakarain’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
D 2 Nasionaly – Ambohidratrimo : Ho fantatra anio ireo ekipa hanao famaranana
Hotontosaina, anio, eny amin’ny kianjan’Ambohidra­trimo, ny andro farany fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Pou­le (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana
Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Haverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana Lakandrano Pangalana. Hojerena amin’ity volana desambra ity ny paikady (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Fampandrosoana : Mahasarika tanora ny fambolena sy fiompiana
Mbola mahaliana ny ankamaroan’ny tanora eo anelanelan’ny 18 ka hatramin’ny 30 taona ny sehatrasa momba ny fambolena (…)
[Newsmada] - 29/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |