«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana
[Newsmada - Madagascar] - 3/12/2025
Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. Mampiavaka ity andiany faha-21 ity ny hamaroan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena, izay miisa 8. Anisan’ny manana anjara andraikitra lehibe amin’ny fahafantarana izany fitantanana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ambatondrazaka : Teratany karàna voatafika
Manodidina ny 15 tany ho any, miandahy miambavy, ireo olon-dratsy nanafika ity teratany karàna ity, raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Tsipy kanetibe – Tompondakan’i Afrika : Hiatrika ny ampahefa-dalana «tir de précision» i Mamy
Mametraka ny anarany atsy Afrika ny ekipa malagasy miatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tsipy (…)
[Newsmada] - 25/11/2025
PLFI 2026 : Lany nasiam-panitsiana teny Tsimbazaza
Aroso eny amin’ny Antenimierandoholona, anio, ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola (PLFI) 2026 izay lany teny (…)
[Newsmada] - 26/11/2025
SOMBIM-BAOVAO
Nitsidika an’i Toliara ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), nijery ny fandrosoan’ ny tetikasa « (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Federasionina Muay thai : Mampirisika ny klioba hikarakara fifaninanana
Tonga nanotrona ny “Muay Thai Tournament 3”, natao tany Toamasina, ny alahady lasa teo, ny filohan’ny Federasionina (…)
[Newsmada] - 25/11/2025

