MIT : Nofoanana ny fifaninanana
[Newsmada - Madagascar] - 15/10/2025
Nambaran’ny talen’ny Marathon international de Tana (MIT), tamin’ny alalan’ny taratasy fampahafantarana ny herinandro lasa teo fa foana ny andiany faha-20 amin’ity fifaninanana hazakazaka lavitra ezaka ity. Fihaonana tokony hotanterahina ny sabotsy 18 sy ny alahady 19 oktobra ho avy izao. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Madagascar an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Banque mondiale : Revue des projets avec le Gouvernement, cap sur l’impact réel
La Banque mondiale et le Gouvernement malgache ont procédé à la revue du portefeuille 2025 des projets financés à (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Judo-“Open d’Afrique Abidjan”: Nandrombaka medaly volafotsy i Zo
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny fifaninanana “Open d’Afrique Abidjan”, (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Nitsidika an’i Toliara ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), nijery ny fandrosoan’ ny tetikasa « (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Baolina kitra: Ho avy hanavao ny sata mifehy ny Federasionina ny Fifa
Ho tonga eto an-tanindrazana, amin’io volana janoary io, ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 2/12/2025

