SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 17/10/2025
Fotodrafitrasa iray anisan’ny nanaovan’ny fitondram-panjakana fanavaozana ny Kianjan’ny CFFA Andoharanofotsy, etsy Iavoloha. Tsy mitohy intsony ny asa fanavaozana araka ny loharanom-baovao iray. Andrasana, araka izany, na hanohy ny fampivoarana ny kianja ny fanjakana na tsia. Niatrika ny lalao (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Judo-“Open d’Afrique Abidjan”: Nandrombaka medaly volafotsy i Zo
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny fifaninanana “Open d’Afrique Abidjan”, (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Nécrologie du 28 novembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 28 novembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Madagasikara. Tanterahina eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny harembakoka mahakasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Ambohimanga : Fiara roa nisy namaky teo an-tokotany
Lasa ny « batterie », lasa koa ny « autoradio ». Nitrangan’ny halatra indray, ny alin’ny alakamisy teo, tao amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025

