Ankoay 3×3 – Africa Cup : Nanomboka ny fampivondronana

[Newsmada - Madagascar] - 17/10/2025
Anatin’ny fanomanana tanteraka ny ekipa malagasy Ankoay 3×3, amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny amboaran’i Afrika hatao ny 4 hatramin’ny 7 desambra izao, eto Madagasikara. Nanomboka omaly ny fampivondronana, araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny basikety. Eny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Mada­gas­car an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Eau et assainissement : Des projets pour sécuriser les villes
À Antananarivo comme dans plusieurs grandes villes secondaires, l’accès à l’eau potable et la lutte contre les (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Fampiroboroboana ny niomerika: Hanome sehatra ny vehivavy ny Maison digitale
Mbola sakana lehibe ho an’ny vehivavy maro ao Toliara ny fidirana amin’ny sehatra niomerika, indrindra fa eny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Milavonjy Philobert : « Assez d’excuses mais des solutions au délestage »
Milavonjy Philobert estime que la résolution des problèmes sociaux actuels ne constitue pas une priorité pour le (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Baolina kitra: Ho avy hanavao ny sata mifehy ny Federasionina ny Fifa
Ho tonga eto an-tanindrazana, amin’io volana janoary io, ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 2/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |