VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 29/11/2025
Hisokatra amin’ny 15 desambra ho avy izao ny fitaterana an-dalamby, « Train urbain ». Tsy hihoatra ny 3 000 Ar ny saran-dalana, mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Tetikasa toha­nan’ny Banky iraisam-pirenena. Notsorin’ny minisitry ny Fitaterana, Raharisone Juste, fa finiavana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Baolina kitra – CAN 2025 : Tafita ny voromaherin’i Mali sy ny lionan’i Teranga Senegal
Senegal sy Mali no firenena roa voalohany tafita amin’ny dingana ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Baolina kitra : Niorina ny USJF Ravinala vétérans
Hiverina eny an-kianja indray ny klioba USJF Ravinala, taranja baolina kitra. Tsy hifaninana hiady ny ho (…)
[Newsmada] - 13/01/2026
Nécrologie du 07 janvier 2026
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 07 janvier 2026 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
KENICHI
[Newsmada] - 10/01/2026
Minisitra Vololoniaina Lucie: Hisongadina ireo asa maika sy fanarenana
Tao anatin’ny roa volana niasan’ny minisitry ny Fizahan­tany sy ny asa tanana, Vololoniaina Lucie, efa nazava ny (…)
[Newsmada] - 9/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |