Jeneraly Zafisambo Ruphin : “Ara-dalàna ny Praiminisitry ny marimaritra iraisana”

[Newsmada - Madagascar] - 20/10/2025
“Araka ny tokony ho izy ny fitadiavana Praiminisitry ny maramaritra iraisana”, hoy ny Praiminisitra, ny Jly Zafi­sam­bo Ruphin Fortunat, teny Ambohidahy, ny faran’ny herinandro teo, momba ny fanendrena izay ho Praiminisitra vaovao. Ho marimaritra iraisana mivelatra, ka hanontaniana na ny filoha (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Kaompania Ewa Air : Hisy sidina mivantana Madagasikara-Mayotte
Mitondra fanazavana sady fanitsiana ny kaompania Ewa Air, manoloana ny vaovao niely tany amin’ny fampahalalam-baovao (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Faharoa maneran-tany mamokatra grafita voajanahary i Madagasikara, aorian’i Chine. Manara­ka antsika eo i Mozambika (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Milavonjy Philobert : « Assez d’excuses mais des solutions au délestage »
Milavonjy Philobert estime que la résolution des problèmes sociaux actuels ne constitue pas une priorité pour le (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
ROBOTIQUE
[Newsmada] - 29/11/2025
Ambatondrazaka : Teratany karàna voatafika
Manodidina ny 15 tany ho any, miandahy miambavy, ireo olon-dratsy nanafika ity teratany karàna ity, raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |