Filoham-panjakana : « Teneno izahay raha misy tsy mety ny ataonay »
[Newsmada - Madagascar] - 20/10/2025
Notanterahina omaly, ny fanompoam-pivavahana fametrahana ny filoha vaovao eo anivon’ny FJKM, Andriamampianina Zaka Hary Masy. Anisan’ny niatrika izany ny filoham-panjakana, Randrianirina Michael. Nambarany tamin’ny lahateniny fa efa nijoro hatrany ho an’ny vahoaka malagasy ny FJKM. Koa, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Madagascar an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Affaire Ambohimalaza : « L’enquête se poursuit selon Fanirisoa Ernaivo »
L’enquête sur l’affaire d’empoisonnement d’Ambohimalaza se poursuit. Selon la ministre de la Justice, Fanirisoa (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Conseil des ministres : Quatre diplomates limogés
Le dernier Conseil des ministres, tenu avant-hier, a été marqué par une série d’abrogations touchant plusieurs (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 desambra (…)
[Newsmada] - 4/12/2025

