Vontovorona : Famonoana feno habibiana an’i Cheftaine Aimée, olona iray voasambotra

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 21/10/2025
11 andro taty aoriana, nisian’ity tranga famonoana olona feno habibiana ity, teny Vontovorona teny, dia nanambara teo anivon’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Fenoarivo fa voasambotra ny tompon’antoka : tovolahy iray, izay voalaza fa nanana lonilony tamin’ity mpiandraikitra skoto ity. « (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

DADA MAURICE Mpanadio lakandrano
[Newsmada] - 6/12/2025
« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Mada­gas­car an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Ultra Trek des Collines Sacrées : Des ambiances sportives et humaines autour des sentiers d’Analamanga
La sixième édition de l’Ultra Trek des Collines Sacrées (UTCS) a tenu toutes ses promesses, le week-end dernier. (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Judo-“Open d’Afrique Abidjan”: Nandrombaka medaly volafotsy i Zo
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny fifaninanana “Open d’Afrique Abidjan”, (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Fisandohana sy fisolokiana: Pasitera iray voaheloka higadra 5 taona
Niakatra tetsy amin’ny Fi­tsarana ambony Toamasina, sampana misahana ny ady heloka bevava, ny alatsinainy 24 (…)
[Newsmada] - 2/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |