SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 21/10/2025
Seksionina miisa efatra indray no nahavita ny fanavaozana ny mpitantana azy ho an’ny taranja basikety. Ny seksionina Ambohidratrimo ao anatin’ny ligin’Analamanga, ny seksionina Manakara ao anatin’ny ligy Fitovinany. Miampy ny seksionina Vangaindrano ao amin’ny ligy Atsimo Atsinanana sy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Muay Thai – “Battle for Africa” : Malagasy roa handray anjara any Maorisy
Hotontosaina anio, any Maorisy, ny fifaninanana “Battle for Africa”, taranja Muay Thai. Manana solontena roa i (…)
[Newsmada] - 18/10/2025
Ankoay 3×3 – Africa Cup : Nanomboka ny fampivondronana
Anatin’ny fanomanana tanteraka ny ekipa malagasy Ankoay 3×3, amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny amboaran’i Afrika (…)
[Newsmada] - 17/10/2025
MIDIRAMA : Le pays est à la croisée des chemins
Les nouvelles abondent tant au pays qu’ailleurs. A Madagascar, d’abord, la Grande Île se dote d’un nouveau dirigeant (…)
[Midi Madagasikara] - 18/10/2025
Ordre des avocats : Maître Ranary Rakotoarisoa Ferdinand élu président
L’Ordre des Avocats de Madagascar a un nouveau président. Maître Ranary Rakotoarisoa Ferdinand est élu à la tête du (…)
[Midi Madagasikara] - 21/10/2025
Rugby sokajy vehivavy – CAN 2025: Mila 7500 euros ho fandraisana anjara
Hiditra an-tsehatra, hiady ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny rugby lalaovin’olona 7 (Can 2025) indray ny Makis (…)
[Newsmada] - 14/10/2025