Ambohimanambola : Mpitondra scooter maty voadonan’ny fiara

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 23/10/2025
Nitranganalozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin’iny faritra Ambohimanambola iny omaly maraina. Mpitondra moto iray no namoy ny ainy teo no eo, rehefa nifandona tamin’ny fiara ny kodiaran-droa nentiny. Ankoatra azy dia nisy olona iray no mbola naratra mafy vokatr’izay loza izay. Raha ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 na­na­ovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Trophée Ampela 2025 : Baobab Banque Madagascar met à l’honneur l’entrepreneuriat féminin
Baobab Banque Madagascar a organisé, le jeudi 11 décembre 2025 au Novotel Convention and Spa Antananarivo, la grande (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 10 12 2025 )
[Newsmada] - 10/12/2025
BNI Lovain-jafy: Manasongadina hatrany ny fandraharahana maitso
Namiratra indray ny tontolon’ny toekarena maharitra tamin’ny alalan’ny fanolorana ny « Trophées BNI Lovain-jafy », (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Fampandrosoana maitso: Fifanarahana fanoloran-tena
Natao nandritra ny roa andro, ny 9 sy 10 desambra teo, teto Antananarivo, ny fikaonandoha mifantoka amin’ny (…)
[Newsmada] - 12/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |