Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
[Newsmada - Madagascar] - 9/12/2025
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 nanaovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy tanteraka. Anisan’izany ny an’Analamanga sy Matsiatra Ambony. Ireo ihany koa no hany nisy mpifaninana roa. Raha ho an’Analamanga manokana, tsy nanaiky nanaovana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Toetry ny andro : Mbola hanorana eto afovoantany
Hahazo vahana hatrany, amin’ny ankapobeny, ny volonandro fahavaratra hatramin’ ny fisasahan’ny herinandro. Ny (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa ao anatin’ny fanomanana tsara ilay fifanintsanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja baolina (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra
Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
Hiragasy goavam-be : Tolorana mari-boninahitra Ranoelison Ampahimanga
Hiavaka ny « Hiragasy goavam-be » hotanterahina amin’ny faran’ny herinandro izao. Adin-kiragasy sy fanolorana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025

