Ambohimanarina : Mpangalatra omby roalahy voasambotra

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 27/10/2025
Tsy any ambanivohitra ihany akory no manjaka ny halatra omby fa na hatraty an-tanan-dehibe aza. Porofon’izany, lehilahy roa no voasambotry ny pôlisy misahana ny kaomisarian’ny boriborintany fahenina tetsy Ambohimanarina, ny zoma lasa teo, noho ny resaka halatra omby. Raha ny fampitam-baovao dia (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Vondrona Filatex : Vavahady noravahana loko afrikanina tatsimo
Notokanana, omaly, ny fo­todrafitrasa vavahady « Arche Malaga », an’ny orinasa Fila­tex Properties, ao anatin’ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 10 12 2025 )
[Newsmada] - 10/12/2025
Nécrologie du 13 décembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 13 décembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
ITM-IHM 2026 : Hasongadina aty Afrika i Madagasikara
Hatao ny 11, 12, 13 ary ny 14 jona 2026 ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
Manoloana ny fiovan’ny toetr’andro : Nanao fanazarana amin’ny fiatrehana loza ny faritra 15
« Tany amin’ny taona 2013-2015, faritra 16 amin’ny faritra 22 no voafaritra fa marefo. Amin’izao fotoana izao, (…)
[Newsmada] - 12/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |