Manoloana ny fiovan’ny toetr’andro : Nanao fanazarana amin’ny fiatrehana loza ny faritra 15
[Newsmada - Madagascar] - 12/12/2025
« Tany amin’ny taona 2013-2015, faritra 16 amin’ny faritra 22 no voafaritra fa marefo. Amin’izao fotoana izao, marefo avokoa ny faritra 24 noho ny fiovan’ny toetr’andro », hoy ny tale jeneralin’ny BNGRC, ny jeneraly Ramanantsoa Gabriel, omaly, teny Andrainarivo. Efa fanao isan-taona ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Concertation nationale : faire du secteur de l’artisanat un pilier de l’économie
Le ministère du Tourisme et de l’artisanat (MTA) a lancé hier à Mahamasina une concertation nationale visant à (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
FAPBM : Fifaninanana ho an’ny mpanao gazety
Mikarakara fifaninanana ho an’ny mpanao gazety ny Tahirim-bola ho an’ny faritra arovana eto Madagasikara (FAPBM). (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Bôndy Green Army : Mpilatsaka an-tsitrapo manao fambolen-kazo
Nanangana ny fikambanan’ny mpilatsaka an-tsitrapo, Bôndy Green Army (BGA), ny orinasa Bôndy, entina hanatanterahana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025

