« Tolo-tanana ho an’i Kolibera »: Naneho firaisankina ny samy mpanakanto
[Newsmada - Madagascar] - 27/10/2025
Tsy sambany ny fiaraha-mientan’ny samy mpanakanto. Nanoloana ny tsy fahasalamana nahazo an’i Kolibera, nisy ny hetsika izay notontosaina ny sabotsy lasa teo, teny Anat’Sah, sampanan’ Ambohitrimanjaka. Natao ho fitadiavam-bola hanampiana an’ity andrarezin’ny tendry gasy an-gitara ity izany, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Salon de la Gastronomie : “Entre mets et chocolat” à l’AFT Andavamamba
Les papilles vont se régaler lors de la 11e édition du salon de la Gastronomie du 18 au 20 décembre à l’Alliance (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Niakatra an-tsehatra, omaly, tao amin’ny Kianja Complexe Stadium Cote d’Or, Maurice, ny Barea zandriny, lahy sy (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
Nécrologie du 13 décembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 13 décembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
BNI Lovain-jafy: Manasongadina hatrany ny fandraharahana maitso
Namiratra indray ny tontolon’ny toekarena maharitra tamin’ny alalan’ny fanolorana ny « Trophées BNI Lovain-jafy », (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 nanaovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy (…)
[Newsmada] - 9/12/2025

