Rugby – “XXL Top 12” : Hanohitra ny FTM ny 3FB Fahasalamana
[Newsmada - Madagascar] - 29/10/2025
Hitohy amin’ny alahady 2 novambra ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “XXL Top 12”, taranja rugby, rehefa niato nandritra ny telo herinandro. Fihaonana miisa telo no voalahatra amin’izany. Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray (Dakar) sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
« Madagaslam Festival » : Tompondakan’i Madagasikara 2025 i Ma Fia
Naharesy lahatra olona maro i Ma Fia, vao nisalotra ny anaram-boninahitra, tompondakan’i Madagasikara amin’ny (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
TARATRY ny KANTO
Nanoro lalana ireo mpanoratra ny Opération Bokiko. Anisan’ny nozarain’ny filohan’ny fikambanana, Holy Danielle, io (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 nanaovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Omda: Haja Ranjarivo retrouve son fauteuil de directeur
Haja Ranjarivo a été nommé nouveau directeur de l’Office malgache du droit d’auteur (Omda), selon la décision du (…)
[Newsmada] - 10/12/2025

