“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay

[Newsmada - Madagascar] - 10/12/2025
Noraisin’ny Yas Madaga­sikara, teny Andraharo, oma­ly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny mpanazatra, taorian’ny nandrombahan’i Madagasikara ny tompondakan’i Afrika basikety 3×3, sokajy lehilahy sy vehivavy. Fifaninanana notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Baolina kitra : Tsy mbola nahazo ny valin-kasasarany ny Elgeco Plus
Tsy mbola tonga eo am-pelantanan’ny klioba Elgeco Plus ny vola tokony ho azony amin’ny maha tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Mpampianatra voalaza ho mamo: Nodisoin’ny fikambanan’ny mpampianatra tany Betroka
Nandalo sy nitsidika ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany amin’ny distrikan’i Be­troka ny (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 03 12 2025 )
[Newsmada] - 3/12/2025
Eco brèves
Le gouvernement a validé, avant-hier en Conseil des ministres, la mise en place d’un nouveau conseil (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 na­na­ovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy (…)
[Newsmada] - 9/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |