“Karate-Mada”, olon-tokana : Mpikatroka 450 hifaninana any Antsirabe

[Newsmada - Madagascar] - 31/10/2025
Hanomboka anio, ao Vaki­nankaratra, ny fiadiana ny tom­pondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’olon-tokana, eo amin’ny sokajy Cadet, Junior ary Senior, Kata sy Kumite. Mpikatroka 450, avy amin’ny ligy 20, no hifaninana mandritra ny 3 andro, ao amin’ny Kianja mitafo Vato­fotsy, Antsirabe. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fampandrosoana maitso: Fifanarahana fanoloran-tena
Natao nandritra ny roa andro, ny 9 sy 10 desambra teo, teto Antananarivo, ny fikaonandoha mifantoka amin’ny (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Lapan’ny fanatanjahantena : Nahatanteraka ny fanambiny i Momota
Andro vitsivitsy nialohan’ny fampisehoana. Hoy i Momota : « hitondra zava-baovao ho an’ny ankizy izahay. Asehonay (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
« Ange » Mpandihy sy mpanao soradihy
[Newsmada] - 13/12/2025
FAPBM : Fifaninanana ho an’ny mpanao gazety
Mikarakara fifaninanana ho an’ny mpanao gazety ny Tahirim-bola ho an’ny faritra arovana eto Madagasikara (FAPBM). (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka miakatra ny vidim-bary eny an-tsena. Lasa 3 600Ar ny kilaon’ny vary gasy raha toa ka 3 400Ar izany andro (…)
[Newsmada] - 12/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |