VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 12/12/2025
Manomboka miakatra ny vidim-bary eny an-tsena. Lasa 3 600Ar ny kilaon’ny vary gasy raha toa ka 3 400Ar izany andro vitsy lasa izay. Manahy sahady amin’ny fiakaran’ny vidim-bokatra ny mpanjifa manoloana ny rotsakorana misesisesy misy amin’izao fotoana izao. Sambany tsy nahitam-piakarana ny atody (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Afripower : Herinaratra 40 MW avy amin’ny masoandro
Anisan’ny mamatsy herinaratra amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA), an’ny Jirama, ny orinasa Afripower, (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
Musée de la photo : une exposition hors les murs pour le 80e anniversaire d’Air France
La compagnie aérienne Air France célèbre ses 80 ans d’existence. Cet anniversaire sera marqué par une série (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra
Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny harembakoka mahakasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Crise malgache de 2025: «Influence déterminante des réseaux sociaux» selon Peak Group
Une étude conduite par Peak Group, sous l’égide du Dr Fabrice Lollia, a mis en évidence un changement profond dans (…)
[Newsmada] - 10/12/2025

