Morafenokely – Maevatanàna : Lehilahy mpampianatra iray no hita faty nisy namono tao amin’ny trano fonenany

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 3/11/2025
Lehilahy iray sahabo eo amin’ny 31 taona eo no hita faty nisy namono tao amin’ny trano fonenany, tetsy amin’ny fokontany Morafenokely, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna voalohany ny marainan’ny Alarobia faha 29 Oktobra taona 2025 lasa teo iny. Vatana mangatsiaka efa niha simba sy namoaka (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 na­na­ovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Crise malgache de 2025: «Influence déterminante des réseaux sociaux» selon Peak Group
Une étude conduite par Peak Group, sous l’égide du Dr Fabrice Lollia, a mis en évidence un changement profond dans (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Trophée Ampela 2025 : Baobab Banque Madagascar met à l’honneur l’entrepreneuriat féminin
Baobab Banque Madagascar a organisé, le jeudi 11 décembre 2025 au Novotel Convention and Spa Antananarivo, la grande (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana : Vehivavy bevohoka anjatony nisitraka
Nisitraka fitiliana karazany maro, maimaimpoana, tetsy amin’ny CSB II Namontana, ireo vehivavy bevohoka miisa 150, (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
BNI Lovain-jafy: Manasongadina hatrany ny fandraharahana maitso
Namiratra indray ny tontolon’ny toekarena maharitra tamin’ny alalan’ny fanolorana ny « Trophées BNI Lovain-jafy », (…)
[Newsmada] - 12/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |