Ravinala Airports : Fiatrehana loza eny amin’ny seranam-piaramanidina
[Newsmada - Madagascar] - 5/11/2025
Nisy hetsika, andrana, natao ho fiatrehana raha sendra misy loza mitranga eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Antananarivo Ivato, ny 31 oktobra teo. Natao araka ny fitsipika ana habakabaka eto Madagasikara, apetraky ny Antokondraharaha misahana ny fitaterana ana habakabaka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Projet Mionjo : Près de 3 millions de bénéficiaires dans le Sud de Madagascar
Lancé en 2020 par le gouvernement malgache sous la tutelle du ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation, (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
Orge malagasy : Manan-danja saingy tandindomin-doza
Zavamaniry avadika ho lasa « malt » ny orge, ilaina amin’ny fanamboarana zava-pisotro labiera. Mamboly azy ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Afaka andro vitsy, hanomboka ny Can 2025, taranja baolina kitra. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny aty amin’ny (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Karate-do-Mada isan-tarika: Ekipa 20 no andrasana etsy Mahamasina
Hotanterahina manomboka rahampitso ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’ny isan-tarika. (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Momota au Palais des Sports: « 60% des spectateurs sont des adultes »
Pour clôturer l’année en beauté, Live Prod organise ce dimanche à partir de 14h30 au Palais des Sports et de la (…)
[Newsmada] - 13/12/2025

