Handball – « Mada sénior» : Nihintsana ny THBC Analamanga
[Newsmada - Madagascar] - 7/11/2025
Notanterahina, omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Toamasina, ny dingana ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja handball, sokajy Sénior. Nitranga ny tsy nampoizina teo amin’ny sokajy vehivavy, satria lavon’ny Sifaka Amoron’i Mania ny THBC Analamanga, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
VAOVAO TAMBATRA
Natao omaly sy anio, ny Fakan-kevitra nasionaly mahakasika ny fizahantany. Fotoana nijerena ny tontolon’ny (…)
[Newsmada] - 19/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hamoraina ny fanohanana ny mpandraharaha, Vovonana natokana ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany (PME). (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
Fitantanana ny loza sy tandindon-doza: nohavaozina ny serasera ho an’ny ambana sy ny voina
Notanterahina nandritra ny hateloana, ny herinandro lasa teo, ny atrikasa fanavaozana ny paikadim-pirenena momba ny (…)
[Newsmada] - 22/12/2025
Collectif Gen Z Madagasikara : Entre quête de légitimité et aspiration à un changement profond
25 septembre 2025 – 20 décembre 2025. Trois mois, presque jour pour jour. Un laps de temps court à l’échelle de (…)
[Midi Madagasikara] - 22/12/2025

