VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 19/12/2025
Natao omaly sy anio, ny Fakan-kevitra nasio­naly mahakasika ny fizahantany. Fotoana nijerena ny tontolon’ny fizahatany eto Madagasikara ho an’ny ho avy. Nojerena daholo ny lafiny amin’ny antsipiriany, toy ny ho an’ny mpandraharaha, ny rafitra sy ny lalàna, fandriampahalemana, ny fotodrafitrasa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Orange Madagascar : Manohana ny tetikasam-pampandrosoana
Natao tetsy amin’ny Orange Digital Center Madagascar, Gara Soarano, nandritra ny roa andro, ny 16 sy 17 novambtra (…)
[Newsmada] - 19/12/2025
Tokantrano malagasy: Mampiasa arina fandrehitra ny 95%
Tafakatra 20 000 ha isan-taona ny ala ringana eto Mada­gasikara vokatry ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay (…)
[Newsmada] - 19/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Niakatra an-tsehatra, omaly, tao amin’ny Kianja Complexe Stadium Cote d’Or, Maurice, ny Barea zan­driny, lahy sy (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
Baolina kitra : Tsy mbola nahazo ny valin-kasasarany ny Elgeco Plus
Tsy mbola tonga eo am-pelantanan’ny klioba Elgeco Plus ny vola tokony ho azony amin’ny maha tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka miakatra ny vidim-bary eny an-tsena. Lasa 3 600Ar ny kilaon’ny vary gasy raha toa ka 3 400Ar izany andro (…)
[Newsmada] - 12/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |