Tokantrano malagasy: Mampiasa arina fandrehitra ny 95%
[Newsmada - Madagascar] - 19/12/2025
Tafakatra 20 000 ha isan-taona ny ala ringana eto Madagasikara vokatry ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay hoentina handrahoana sakafo. 95% ny tokantrano malagasy no mbola miankindoha amin’izy ireny, raha toa 5% monja ny mampiasa ny angovo madio. Antony mahatonga ny minisiteran’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Alaotra Mangoro: Nitotongana ny voka-bary tamin’ity taona ity
Nihena ny voka-bary ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro tamin’ity taona ity, raha toa ka noheverina ho sompitr’i (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
“Pureplay Football League (PFL)” : Hanomboka ny alahady ho avy izao ny fifanintsanana
Hotontosaina ny 21, 27, 28 desambra ho avy izao ny andro voalohany, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Ambohimangakely : Un véhicule termine sa course dans un magasin
Il y a quelques semaines, un accident de la circulation s’est produit à Ambohimangakely. Un véhicule a quitté la (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
Fampananana asa : Niara-namaha olana ny minisitera sy ny orinasa
Nanao atrikasa tetsy Anosy, omaly, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Asa, notarihin’ny minisitra Florent Soatiana Bety (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Orge malagasy : Manan-danja saingy tandindomin-doza
Zavamaniry avadika ho lasa « malt » ny orge, ilaina amin’ny fanamboarana zava-pisotro labiera. Mamboly azy ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025

