Rugby ho an’olona 7 : Laharana fahefatra ny Makis Ladies
[Newsmada - Madagascar] - 17/11/2025
Nifarana omaly, tany Kenya ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovina olona vehivavy “Africa Women’s 7’s Tournament”. Toy ny tamin’ny taon-dasa, laharana fahefatra ny Makis Ladies. Resin’ny The Cranes Ouganda, tamin’ny isa 38 no ho 12 teo amin’ny fiadian-toerana fahatelo. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Toby Ambohimanambola 2: mitombo tsikelikely ny tanjaky ny RIA
Anisan’ny hanampy ny famatsiana herinaratra ao amin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA) ny Toby termika faharoa (…)
[Newsmada] - 23/12/2025
Basikety-Analamanga: hamerina ny firaisankinan’ny ligy sy seksionina ny filoha vaovao
Ny famerenana ny firaisankinan’ny ligy sy ireo seksionina mandrafitra azy no vina lehibe voalohany hapetraky ny (…)
[Newsmada] - 31/12/2025
“Can 2025”: tafita i Egypte, Nigeria ary i Algérie
Mafana ny fifanintsanana “Can 2025”, atao any Maroc, amin’izao fotoana izao. Efa tsara toerana sy tafita hiatrika ny (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
Meurtre d’un taximan : Un suspect arrêté, un complice activement recherché
La Police nationale, à travers le commissariat d’Alasora, a procédé à l’arrestation de l’un des auteurs présumés du (…)
[Midi Madagasikara] - 26/12/2025

